plt_tn/psa/069/030.md

594 B

ny anaran'Andriamanitra

Eto "anarana" manondro an'Andriamanitra tenany mihitsy. DH: "Andriamanitra"

amin'ny fisaorana

Ity anarana ity dia azo ambara amin'ny matoanteny "misaotra." DH: "amin'ny fisaorana Azy"

tsara kokoa mihoatra ny omby sy ombilahy

Efa fantatra fa ny omby sy ny ombilahy no tsy maintsy atolotra ho an'Andriamanitra ho sorona. DH: "tsara kokoa mihoatra ny manao sorona omby na manao sorona ombilahy"

ombilahy manan-tandroka sy kitro

Ity andianteny ity dia manavaka ireo ombilahy efa matoy amin'ireo omby hafa. DH: "ombilahy izay efa matoy misy tandroka sy kitro"