plt_tn/psa/069/026.md

24 lines
667 B
Markdown

# izy ireo manenjika mafy ilay
"izy ireo nanenjika mafy ilay lehilahy"
# izay nalavonao
Eto ny maha "nalavo" dia manondro ny famaizana. DH: "nofaizinao" (UDB)
# ireo izay voaratranao
Eto ny "voaratra" dia manondro ny fanaovana azy ireo hijaly. DH: "ireo izay nampijalianao"
# Miampangà azy ireo ho nahavita heloka miampy heloka
"Tohizo ny firaketana ny fahotan'izy ireo rehetra" (UDB)
# heloka miampy heloka
"fahotana faran'izay maro"
# aza avela ho tonga amin'ny fandresenao marina izy ireo
Ny tonga amin'ny fandresen'Andriamanitra dia fomba fiteny izay midika hoe mandray valisoa avy aminy. DH: "aza avela handray ny valisoa marina avy aminao izy ireo"