plt_tn/psa/069/026.md

667 B

izy ireo manenjika mafy ilay

"izy ireo nanenjika mafy ilay lehilahy"

izay nalavonao

Eto ny maha "nalavo" dia manondro ny famaizana. DH: "nofaizinao" (UDB)

ireo izay voaratranao

Eto ny "voaratra" dia manondro ny fanaovana azy ireo hijaly. DH: "ireo izay nampijalianao"

Miampangà azy ireo ho nahavita heloka miampy heloka

"Tohizo ny firaketana ny fahotan'izy ireo rehetra" (UDB)

heloka miampy heloka

"fahotana faran'izay maro"

aza avela ho tonga amin'ny fandresenao marina izy ireo

Ny tonga amin'ny fandresen'Andriamanitra dia fomba fiteny izay midika hoe mandray valisoa avy aminy. DH: "aza avela handray ny valisoa marina avy aminao izy ireo"