# izy ireo manenjika mafy ilay "izy ireo nanenjika mafy ilay lehilahy" # izay nalavonao Eto ny maha "nalavo" dia manondro ny famaizana. DH: "nofaizinao" (UDB) # ireo izay voaratranao Eto ny "voaratra" dia manondro ny fanaovana azy ireo hijaly. DH: "ireo izay nampijalianao" # Miampangà azy ireo ho nahavita heloka miampy heloka "Tohizo ny firaketana ny fahotan'izy ireo rehetra" (UDB) # heloka miampy heloka "fahotana faran'izay maro" # aza avela ho tonga amin'ny fandresenao marina izy ireo Ny tonga amin'ny fandresen'Andriamanitra dia fomba fiteny izay midika hoe mandray valisoa avy aminy. DH: "aza avela handray ny valisoa marina avy aminao izy ireo"