plt_tn/psa/068/028.md

644 B

Ny Andriamanitrao, ry Israely, dia efa nandidy ny tanjakao

Misy amin'ireo dika-teny mahatakatra ny lahatsoratra Hebreo amin'ny fomba hafa hoe: "Antsoy (na ampiasao) ny tanjakao, Andriamanitra o"

Ny Andriamanitrao, ry Israely, dia efa nandidy

"Ry vahoakan'Israely, ny Andriamanitrareo no efa nandidy"

anay

Ny teny "anay" manondro ny vahoaka izay itenenan'i Davida sy manondro ny tenany.

Ambarao anay avy ao an-tempoly ao Jerosalema

"Rehefa manatrika ao an-tempoly ao Jerosalema Ianao, dia asehoy anay ny fahefanao"

Ambarao anay ny fahefanao

Ny anarana "fahefana" dia azo ambara ho asa. DH: "Asehoy anay fa mahery Ianao" (UDB)