# Ny Andriamanitrao, ry Israely, dia efa nandidy ny tanjakao Misy amin'ireo dika-teny mahatakatra ny lahatsoratra Hebreo amin'ny fomba hafa hoe: "Antsoy (na ampiasao) ny tanjakao, Andriamanitra o" # Ny Andriamanitrao, ry Israely, dia efa nandidy "Ry vahoakan'Israely, ny Andriamanitrareo no efa nandidy" # anay Ny teny "anay" manondro ny vahoaka izay itenenan'i Davida sy manondro ny tenany. # Ambarao anay avy ao an-tempoly ao Jerosalema "Rehefa manatrika ao an-tempoly ao Jerosalema Ianao, dia asehoy anay ny fahefanao" # Ambarao anay ny fahefanao Ny anarana "fahefana" dia azo ambara ho asa. DH: "Asehoy anay fa mahery Ianao" (UDB)