plt_tn/psa/068/028.md

20 lines
644 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny Andriamanitrao, ry Israely, dia efa nandidy ny tanjakao
Misy amin'ireo dika-teny mahatakatra ny lahatsoratra Hebreo amin'ny fomba hafa hoe: "Antsoy (na ampiasao) ny tanjakao, Andriamanitra o"
# Ny Andriamanitrao, ry Israely, dia efa nandidy
"Ry vahoakan'Israely, ny Andriamanitrareo no efa nandidy"
# anay
Ny teny "anay" manondro ny vahoaka izay itenenan'i Davida sy manondro ny tenany.
# Ambarao anay avy ao an-tempoly ao Jerosalema
"Rehefa manatrika ao an-tempoly ao Jerosalema Ianao, dia asehoy anay ny fahefanao"
# Ambarao anay ny fahefanao
Ny anarana "fahefana" dia azo ambara ho asa. DH: "Asehoy anay fa mahery Ianao" (UDB)