plt_tn/psa/068/001.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Ho an'ny mpiventy hira

"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"

Salamo nataon'i Davida

Ireo mety ho heviny dia 1) Davida ` ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.

Aoka hitsangana Andriamanitra

Andriamanitra manomboka miasa dia lazaina toy ny hoe Izy mitsangana. DH: "Aoka Andriamanitra hanomboka hiasa"

Tahaka ny setroka miely, no hanelezana azy ireo

Ireo fahavalon'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe setroka izay mora voatsokan'ny rivotra. DH: "Roahy tahaka ny rivotra mitsoka setroka izy ireo"

toy ny savoka miempo manoloana afo

Ireo fahavalon'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe savoka izay mora miempon'ny afo. DH: "ampanjavony tahaka ny savoka miempo manolana afo izy ireo"

ny ratsy fanahy

Izany dia manondro ireo olona ratsy fanahy amin'ny ankapobeny.

hiravoravo ka dia ho faly

Ireo dia midika zavatra mitovy ary manamafy ny fatran'ny hafaliana tsapan'izy ireo.