# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Ho an'ny mpiventy hira "Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana" # Salamo nataon'i Davida Ireo mety ho heviny dia 1) Davida ` ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida. # Aoka hitsangana Andriamanitra Andriamanitra manomboka miasa dia lazaina toy ny hoe Izy mitsangana. DH: "Aoka Andriamanitra hanomboka hiasa" # Tahaka ny setroka miely, no hanelezana azy ireo Ireo fahavalon'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe setroka izay mora voatsokan'ny rivotra. DH: "Roahy tahaka ny rivotra mitsoka setroka izy ireo" # toy ny savoka miempo manoloana afo Ireo fahavalon'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe savoka izay mora miempon'ny afo. DH: "ampanjavony tahaka ny savoka miempo manolana afo izy ireo" # ny ratsy fanahy Izany dia manondro ireo olona ratsy fanahy amin'ny ankapobeny. # hiravoravo ka dia ho faly Ireo dia midika zavatra mitovy ary manamafy ny fatran'ny hafaliana tsapan'izy ireo.