plt_tn/psa/067/001.md

20 lines
790 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Ho an'ny mpiventy hira
"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"
# ampiarahina amin'ny valiha
"Tokony hitendry zava-maneno misy tadiny ny olona amin'ity hira ity"
# hampamirapiratra ny tavany amintsika
Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh miasa tsara amin'izy ireo toy ny hoe namirapiratra tamin'izy ireo ny tavan'i Yaveh. DH: "miasà tsara aminay"
# ny famonjenao eo amin'ny firenen-drehetra
Ny mpanoratra maniry ny rehetra hahalala fa Andriamanitra manana fahefana hanavotra azy ireo. Azo atao mazava izany ao anaty fandikan-teny. DH: "ary dia ho afaka mahalala ny olon'ny firenen-drehetra fa Ianao manana ny fahefana hanavotra azy ireo" (UDB)