plt_tn/psa/067/001.md

790 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Ho an'ny mpiventy hira

"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"

ampiarahina amin'ny valiha

"Tokony hitendry zava-maneno misy tadiny ny olona amin'ity hira ity"

hampamirapiratra ny tavany amintsika

Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh miasa tsara amin'izy ireo toy ny hoe namirapiratra tamin'izy ireo ny tavan'i Yaveh. DH: "miasà tsara aminay"

ny famonjenao eo amin'ny firenen-drehetra

Ny mpanoratra maniry ny rehetra hahalala fa Andriamanitra manana fahefana hanavotra azy ireo. Azo atao mazava izany ao anaty fandikan-teny. DH: "ary dia ho afaka mahalala ny olon'ny firenen-drehetra fa Ianao manana ny fahefana hanavotra azy ireo" (UDB)