# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Ho an'ny mpiventy hira "Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana" # ampiarahina amin'ny valiha "Tokony hitendry zava-maneno misy tadiny ny olona amin'ity hira ity" # hampamirapiratra ny tavany amintsika Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh miasa tsara amin'izy ireo toy ny hoe namirapiratra tamin'izy ireo ny tavan'i Yaveh. DH: "miasà tsara aminay" # ny famonjenao eo amin'ny firenen-drehetra Ny mpanoratra maniry ny rehetra hahalala fa Andriamanitra manana fahefana hanavotra azy ireo. Azo atao mazava izany ao anaty fandikan-teny. DH: "ary dia ho afaka mahalala ny olon'ny firenen-drehetra fa Ianao manana ny fahefana hanavotra azy ireo" (UDB)