plt_tn/psa/066/019.md

12 lines
442 B
Markdown

# Fa mandre marina Andriamanitra; efa nitandrina
Mitovy ny hevitr'ireo andian-teny roa ireo ary nampiasaina izany mba hanasongadinana fa efa nandre ny fivavany Andriamanitra. DH: "Fa mandre marina ny fivavako Andriamanitra"
# ny feon'ny fivavako
Eto ny fivavaky ny mpanoratra dia omena aina mba hanana feo. DH: "ny fivavako"
# na ny famindram-pony tamiko
Azo ampiana teny hafa ny andian-teny. DH: "na nampivily ny famindram-pony tamiko"