plt_tn/psa/066/019.md

442 B

Fa mandre marina Andriamanitra; efa nitandrina

Mitovy ny hevitr'ireo andian-teny roa ireo ary nampiasaina izany mba hanasongadinana fa efa nandre ny fivavany Andriamanitra. DH: "Fa mandre marina ny fivavako Andriamanitra"

ny feon'ny fivavako

Eto ny fivavaky ny mpanoratra dia omena aina mba hanana feo. DH: "ny fivavako"

na ny famindram-pony tamiko

Azo ampiana teny hafa ny andian-teny. DH: "na nampivily ny famindram-pony tamiko"