# Fa mandre marina Andriamanitra; efa nitandrina Mitovy ny hevitr'ireo andian-teny roa ireo ary nampiasaina izany mba hanasongadinana fa efa nandre ny fivavany Andriamanitra. DH: "Fa mandre marina ny fivavako Andriamanitra" # ny feon'ny fivavako Eto ny fivavaky ny mpanoratra dia omena aina mba hanana feo. DH: "ny fivavako" # na ny famindram-pony tamiko Azo ampiana teny hafa ny andian-teny. DH: "na nampivily ny famindram-pony tamiko"