plt_tn/psa/066/008.md

541 B

Manolora fisaorana ho an'Andriamanitra ... aoka ho re ny feon'ny fiderana Azy

Mitovy ny hevitr'ireo fehezanteny roa ireo. Naverina indroa izany hevi-teny izany mba hanasongadinana ny maha zava-dehibe ny fiderana an'Andriamanitra"

"-tsika" (tongotsika)

Eto amin'ity andininy ity ny hoe "-tsika" dia manondro an'i Davida sy ireo olona noresahiny.

tsy mamela ny tongotsika hisolifatra Izy

toy ny hoe mandrara ny vahoakany tsy hisilifatra rehefa mamakivaky na midina amin'ny havoana no ilazan'ny mpanoratra ny fiarovan'Andriamanitra.