plt_tn/psa/066/008.md

12 lines
541 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Manolora fisaorana ho an'Andriamanitra ... aoka ho re ny feon'ny fiderana Azy
Mitovy ny hevitr'ireo fehezanteny roa ireo. Naverina indroa izany hevi-teny izany mba hanasongadinana ny maha zava-dehibe ny fiderana an'Andriamanitra"
# "-tsika" (tongotsika)
Eto amin'ity andininy ity ny hoe "-tsika" dia manondro an'i Davida sy ireo olona noresahiny.
# tsy mamela ny tongotsika hisolifatra Izy
toy ny hoe mandrara ny vahoakany tsy hisilifatra rehefa mamakivaky na midina amin'ny havoana no ilazan'ny mpanoratra ny fiarovan'Andriamanitra.