# Manolora fisaorana ho an'Andriamanitra ... aoka ho re ny feon'ny fiderana Azy Mitovy ny hevitr'ireo fehezanteny roa ireo. Naverina indroa izany hevi-teny izany mba hanasongadinana ny maha zava-dehibe ny fiderana an'Andriamanitra" # "-tsika" (tongotsika) Eto amin'ity andininy ity ny hoe "-tsika" dia manondro an'i Davida sy ireo olona noresahiny. # tsy mamela ny tongotsika hisolifatra Izy toy ny hoe mandrara ny vahoakany tsy hisilifatra rehefa mamakivaky na midina amin'ny havoana no ilazan'ny mpanoratra ny fiarovan'Andriamanitra.