plt_tn/psa/066/003.md

493 B

Endrey mahatahotra ireo asanao

Mahatalanjona sy mahatahotra anay ireo asan'Andriamanitra satria fantatray fa mahery sy masina Izy.

Amin'ny fahalehibiazan'ny herinao

"Satria manana hery lehibe Ianao"

Ny tany rehetra hanompo Anao

Izany dia ilazana ny olona rehetra monina ambonin'ny tany. DH: "Ny olona rehetra ambonin'ny tany hanompo Anao"

hihira ho an'ny Anaranao izy ireo

Eto ny hoe "na Anaranao" dia manondro an'Andriamanitra. DH: "hidera sy hanome voninahitra Anao izy ireo"