plt_tn/psa/066/003.md

16 lines
493 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Endrey mahatahotra ireo asanao
Mahatalanjona sy mahatahotra anay ireo asan'Andriamanitra satria fantatray fa mahery sy masina Izy.
# Amin'ny fahalehibiazan'ny herinao
"Satria manana hery lehibe Ianao"
# Ny tany rehetra hanompo Anao
Izany dia ilazana ny olona rehetra monina ambonin'ny tany. DH: "Ny olona rehetra ambonin'ny tany hanompo Anao"
# hihira ho an'ny Anaranao izy ireo
Eto ny hoe "na Anaranao" dia manondro an'Andriamanitra. DH: "hidera sy hanome voninahitra Anao izy ireo"