# Endrey mahatahotra ireo asanao Mahatalanjona sy mahatahotra anay ireo asan'Andriamanitra satria fantatray fa mahery sy masina Izy. # Amin'ny fahalehibiazan'ny herinao "Satria manana hery lehibe Ianao" # Ny tany rehetra hanompo Anao Izany dia ilazana ny olona rehetra monina ambonin'ny tany. DH: "Ny olona rehetra ambonin'ny tany hanompo Anao" # hihira ho an'ny Anaranao izy ireo Eto ny hoe "na Anaranao" dia manondro an'Andriamanitra. DH: "hidera sy hanome voninahitra Anao izy ireo"