plt_tn/psa/065/013.md

20 lines
632 B
Markdown

# Rakotra ondry aman'osy ny tany fihinanam-bilona
Ny tany fihinanam-bilona rakotry ny ondry aman'osy dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mirakotra akanjo fitafy ilay tany fihinanam-bilona
# tany fihinanam-bilona
tany midadasika fihinanan'ny biby fiomby vilona.
# ondry aman'osy
andiana biby fiompy, toy ny ondry sy osy
# mihiaka fifaliana ireny, ary mihira
Maro dia maro tokoa ireo tany fihinanam-bilona, havoana ary ny lohasaha, ka ohatrany hoe mihiaka sy mihira amim-piravoravoana ireny. DH: "tahaka ny olona mihira am-pifaliana ireny"
# mihiaka
Ny teny hoe "ireny" dia manondro ireo tany fihinanam-bilona sy lohasaha.