plt_tn/psa/065/013.md

632 B

Rakotra ondry aman'osy ny tany fihinanam-bilona

Ny tany fihinanam-bilona rakotry ny ondry aman'osy dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mirakotra akanjo fitafy ilay tany fihinanam-bilona

tany fihinanam-bilona

tany midadasika fihinanan'ny biby fiomby vilona.

ondry aman'osy

andiana biby fiompy, toy ny ondry sy osy

mihiaka fifaliana ireny, ary mihira

Maro dia maro tokoa ireo tany fihinanam-bilona, havoana ary ny lohasaha, ka ohatrany hoe mihiaka sy mihira amim-piravoravoana ireny. DH: "tahaka ny olona mihira am-pifaliana ireny"

mihiaka

Ny teny hoe "ireny" dia manondro ireo tany fihinanam-bilona sy lohasaha.