# Rakotra ondry aman'osy ny tany fihinanam-bilona Ny tany fihinanam-bilona rakotry ny ondry aman'osy dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mirakotra akanjo fitafy ilay tany fihinanam-bilona # tany fihinanam-bilona tany midadasika fihinanan'ny biby fiomby vilona. # ondry aman'osy andiana biby fiompy, toy ny ondry sy osy # mihiaka fifaliana ireny, ary mihira Maro dia maro tokoa ireo tany fihinanam-bilona, havoana ary ny lohasaha, ka ohatrany hoe mihiaka sy mihira amim-piravoravoana ireny. DH: "tahaka ny olona mihira am-pifaliana ireny" # mihiaka Ny teny hoe "ireny" dia manondro ireo tany fihinanam-bilona sy lohasaha.