plt_tn/psa/065/008.md

636 B

porofo-

zavatra iray anehoana fa marina ny zavatra iray

Mampifaly ny atsinanana sy ny andrefana Ianao

Ny andian-teny hoe "ny atsinanana sy ny andrefana" dia ilazana ny olona monina maneran-tany. DH: "Ianao no mahatonga ny olona na aiza aiza hihiaka am-pifaliana"

hanavotra ny tany

Izany dia ilazana ny nofon-tany.

ampitomboinao fatratra izany

"ataonao tsara tokoa ny tany mba hitsirian'ny zavatra tsara eo aminy"

feno rano ny onin'Andriamanitra

Izany dia ilazana ny tahirin-drano eny amin'ny habakabaka izay alefan'Andriamanitra mba hanondraka ny tany sy hameno ny rian-drano. DH: "fenoinao rano ny rian-drano" (UDB)