plt_tn/psa/065/008.md

20 lines
636 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# porofo-
zavatra iray anehoana fa marina ny zavatra iray
# Mampifaly ny atsinanana sy ny andrefana Ianao
Ny andian-teny hoe "ny atsinanana sy ny andrefana" dia ilazana ny olona monina maneran-tany. DH: "Ianao no mahatonga ny olona na aiza aiza hihiaka am-pifaliana"
# hanavotra ny tany
Izany dia ilazana ny nofon-tany.
# ampitomboinao fatratra izany
"ataonao tsara tokoa ny tany mba hitsirian'ny zavatra tsara eo aminy"
# feno rano ny onin'Andriamanitra
Izany dia ilazana ny tahirin-drano eny amin'ny habakabaka izay alefan'Andriamanitra mba hanondraka ny tany sy hameno ny rian-drano. DH: "fenoinao rano ny rian-drano" (UDB)