# porofo- zavatra iray anehoana fa marina ny zavatra iray # Mampifaly ny atsinanana sy ny andrefana Ianao Ny andian-teny hoe "ny atsinanana sy ny andrefana" dia ilazana ny olona monina maneran-tany. DH: "Ianao no mahatonga ny olona na aiza aiza hihiaka am-pifaliana" # hanavotra ny tany Izany dia ilazana ny nofon-tany. # ampitomboinao fatratra izany "ataonao tsara tokoa ny tany mba hitsirian'ny zavatra tsara eo aminy" # feno rano ny onin'Andriamanitra Izany dia ilazana ny tahirin-drano eny amin'ny habakabaka izay alefan'Andriamanitra mba hanondraka ny tany sy hameno ny rian-drano. DH: "fenoinao rano ny rian-drano" (UDB)