plt_tn/psa/065/004.md

676 B

izay fidinao ... an-kianjanao

Ny teny hoe "-nao" eto amin'ity andininy ity dia manondro an'i Yaveh.

mipetraka ao an-kianjanao

Izany akory tsy midika hoe tena mipetraka ao amin'ny tempoly ilay olona fa kosa mankao matetika izy mba hidera an'Andriamanitra. DH: "midera ao an-kianja matetika"

Dia ho afa-po ny amin'ny fahatsaran'ny tranonao izahay, dia ny tempolinao masina.

Azo adika amin'ny fomba hafa izany. DH: "ny fahatsaran'ny tranonao, ny tempolinao masina, hahafa-po anay"

ho ... izahay

Eto ny teny hoe "izahay" dia manondro an'i Davida sy ireo vahoaka izay resahiny.

tranonao... dia ny tempolinao masina.

"ny tranonao, dia ny tempolinao masina izany"