# izay fidinao ... an-kianjanao Ny teny hoe "-nao" eto amin'ity andininy ity dia manondro an'i Yaveh. # mipetraka ao an-kianjanao Izany akory tsy midika hoe tena mipetraka ao amin'ny tempoly ilay olona fa kosa mankao matetika izy mba hidera an'Andriamanitra. DH: "midera ao an-kianja matetika" # Dia ho afa-po ny amin'ny fahatsaran'ny tranonao izahay, dia ny tempolinao masina. Azo adika amin'ny fomba hafa izany. DH: "ny fahatsaran'ny tranonao, ny tempolinao masina, hahafa-po anay" # ho ... izahay Eto ny teny hoe "izahay" dia manondro an'i Davida sy ireo vahoaka izay resahiny. # tranonao... dia ny tempolinao masina. "ny tranonao, dia ny tempolinao masina izany"