plt_tn/psa/065/004.md

20 lines
676 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izay fidinao ... an-kianjanao
Ny teny hoe "-nao" eto amin'ity andininy ity dia manondro an'i Yaveh.
# mipetraka ao an-kianjanao
Izany akory tsy midika hoe tena mipetraka ao amin'ny tempoly ilay olona fa kosa mankao matetika izy mba hidera an'Andriamanitra. DH: "midera ao an-kianja matetika"
# Dia ho afa-po ny amin'ny fahatsaran'ny tranonao izahay, dia ny tempolinao masina.
Azo adika amin'ny fomba hafa izany. DH: "ny fahatsaran'ny tranonao, ny tempolinao masina, hahafa-po anay"
# ho ... izahay
Eto ny teny hoe "izahay" dia manondro an'i Davida sy ireo vahoaka izay resahiny.
# tranonao... dia ny tempolinao masina.
"ny tranonao, dia ny tempolinao masina izany"