plt_tn/psa/065/001.md

946 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity Salamo ity dia hira fiderana.

Ho an'ny mpiventy hira

"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry mba hampiasaina ao anaty fanompoam-pivavahana"

Salamo. Hiran'i Davida

"Ity Salamo ity dia nosoratan'i Davida"

Satria Ianao, ry Andriamanitra any Ziona, no andrasan'ny fideranay

Izany dia miresaka ny fiderana toy ny hoe olona afaka manao hetsika irery. DH: "Ho Anao irery, ry Andriamanitra any Ziona, no hanoloranay ny fideranay"

hanatanteraka ny voadinay Aminao izahay

Azo adika amin'ny fomba hafa izany. DH: "hanao izay efa nampanantenainay taminao fa hataonay izahay"

Handresy anay ireo heloka

Miresaka ny heloka toy ny hoe olona afaka mandresy na mampahory i Davida. DH: "toy ny hoe nandresy anay ny fahotanay"

hamela ireny Ianao

Ny teny hoe "ireny" dia manondro ireo "helokay"