# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity Salamo ity dia hira fiderana. # Ho an'ny mpiventy hira "Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry mba hampiasaina ao anaty fanompoam-pivavahana" # Salamo. Hiran'i Davida "Ity Salamo ity dia nosoratan'i Davida" # Satria Ianao, ry Andriamanitra any Ziona, no andrasan'ny fideranay Izany dia miresaka ny fiderana toy ny hoe olona afaka manao hetsika irery. DH: "Ho Anao irery, ry Andriamanitra any Ziona, no hanoloranay ny fideranay" # hanatanteraka ny voadinay Aminao izahay Azo adika amin'ny fomba hafa izany. DH: "hanao izay efa nampanantenainay taminao fa hataonay izahay" # Handresy anay ireo heloka Miresaka ny heloka toy ny hoe olona afaka mandresy na mampahory i Davida. DH: "toy ny hoe nandresy anay ny fahotanay" # hamela ireny Ianao Ny teny hoe "ireny" dia manondro ireo "helokay"