plt_tn/psa/065/001.md

32 lines
946 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity Salamo ity dia hira fiderana.
# Ho an'ny mpiventy hira
"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry mba hampiasaina ao anaty fanompoam-pivavahana"
# Salamo. Hiran'i Davida
"Ity Salamo ity dia nosoratan'i Davida"
# Satria Ianao, ry Andriamanitra any Ziona, no andrasan'ny fideranay
Izany dia miresaka ny fiderana toy ny hoe olona afaka manao hetsika irery. DH: "Ho Anao irery, ry Andriamanitra any Ziona, no hanoloranay ny fideranay"
# hanatanteraka ny voadinay Aminao izahay
Azo adika amin'ny fomba hafa izany. DH: "hanao izay efa nampanantenainay taminao fa hataonay izahay"
# Handresy anay ireo heloka
Miresaka ny heloka toy ny hoe olona afaka mandresy na mampahory i Davida. DH: "toy ny hoe nandresy anay ny fahotanay"
# hamela ireny Ianao
Ny teny hoe "ireny" dia manondro ireo "helokay"