plt_tn/psa/064/007.md

783 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola miresaka ireo "mpanao ratsy" ao amin'ny 64:1 ny mpanoratra.

Nefa hikendry azy ireo Andriamanitra ... ny zana-tsipìkany

Miresaka ny famaizan'Andriamanitra an'ireo mpanao ratsy toy ny hoe mikendry azy ireo amin'ny tsipìka Andriamanitra.

Ho tafintohina izy ireo

Ny fandravan'Andriamanitra ny tetik'ireo mpanao ratsy dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe manao izay hahatafintohina azy ireo eny amin'ny lalany Izy. DH: "Hahatafintohina azy ireo Andriamanitra" na "Tsy hampahomby ny tetik'izy ireo Andriamanitra"

satria ny lelany ihany no nanohitra azy

Eto ny hoe "lela" dia ilazana ireo teny izay lazain'izy ireo. DH: "satria manohitra azy ireo ny teny izay lazain'izy ireo"

izay efa nataony

"izay efa nataon'Andriamanitra"