plt_tn/psa/064/007.md

20 lines
783 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola miresaka ireo "mpanao ratsy" ao amin'ny 64:1 ny mpanoratra.
# Nefa hikendry azy ireo Andriamanitra ... ny zana-tsipìkany
Miresaka ny famaizan'Andriamanitra an'ireo mpanao ratsy toy ny hoe mikendry azy ireo amin'ny tsipìka Andriamanitra.
# Ho tafintohina izy ireo
Ny fandravan'Andriamanitra ny tetik'ireo mpanao ratsy dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe manao izay hahatafintohina azy ireo eny amin'ny lalany Izy. DH: "Hahatafintohina azy ireo Andriamanitra" na "Tsy hampahomby ny tetik'izy ireo Andriamanitra"
# satria ny lelany ihany no nanohitra azy
Eto ny hoe "lela" dia ilazana ireo teny izay lazain'izy ireo. DH: "satria manohitra azy ireo ny teny izay lazain'izy ireo"
# izay efa nataony
"izay efa nataon'Andriamanitra"