# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola miresaka ireo "mpanao ratsy" ao amin'ny 64:1 ny mpanoratra. # Nefa hikendry azy ireo Andriamanitra ... ny zana-tsipìkany Miresaka ny famaizan'Andriamanitra an'ireo mpanao ratsy toy ny hoe mikendry azy ireo amin'ny tsipìka Andriamanitra. # Ho tafintohina izy ireo Ny fandravan'Andriamanitra ny tetik'ireo mpanao ratsy dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe manao izay hahatafintohina azy ireo eny amin'ny lalany Izy. DH: "Hahatafintohina azy ireo Andriamanitra" na "Tsy hampahomby ny tetik'izy ireo Andriamanitra" # satria ny lelany ihany no nanohitra azy Eto ny hoe "lela" dia ilazana ireo teny izay lazain'izy ireo. DH: "satria manohitra azy ireo ny teny izay lazain'izy ireo" # izay efa nataony "izay efa nataon'Andriamanitra"