plt_tn/psa/064/001.md

32 lines
895 B
Markdown

# Fampahantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Fampahantarana amin'ny ankapobeny:
Ity Salamo ity dia vavaka fangatahana famonjena.
# Ho an'ny mpiventy hira
"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry mba hampiasaina ao anaty fanompoam-pivavahana"
# Salamo nataon'i Davida
Ireo mety ho heviny dia 1) Nanoratra ny salamo i Davida na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.
# arovy
"vonjeo"
# Afeno amin'ny teti-dratsy ... amin'ny tabataban'ireo mpanao heloka
Mitovy ny hevitr'ireo andian-teny roa ireo. Ilay andian-teny faharoa dia manome fanazavana misimisy kokoa ny atao hoe "teti-dratsy miafina"
# amin'ny tabataba-
Eto ny teny hoe "afeno ... aho" dia afaka atsofoka ao amin'ny fehezanteny. DH: "afeno amin'ny tabataba- ... aho"
# tabataba-
feo mifamaofao na mampientanentana