# Fampahantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Fampahantarana amin'ny ankapobeny: Ity Salamo ity dia vavaka fangatahana famonjena. # Ho an'ny mpiventy hira "Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry mba hampiasaina ao anaty fanompoam-pivavahana" # Salamo nataon'i Davida Ireo mety ho heviny dia 1) Nanoratra ny salamo i Davida na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida. # arovy "vonjeo" # Afeno amin'ny teti-dratsy ... amin'ny tabataban'ireo mpanao heloka Mitovy ny hevitr'ireo andian-teny roa ireo. Ilay andian-teny faharoa dia manome fanazavana misimisy kokoa ny atao hoe "teti-dratsy miafina" # amin'ny tabataba- Eto ny teny hoe "afeno ... aho" dia afaka atsofoka ao amin'ny fehezanteny. DH: "afeno amin'ny tabataba- ... aho" # tabataba- feo mifamaofao na mampientanentana