plt_tn/psa/064/001.md

895 B

Fampahantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Fampahantarana amin'ny ankapobeny:

Ity Salamo ity dia vavaka fangatahana famonjena.

Ho an'ny mpiventy hira

"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry mba hampiasaina ao anaty fanompoam-pivavahana"

Salamo nataon'i Davida

Ireo mety ho heviny dia 1) Nanoratra ny salamo i Davida na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.

arovy

"vonjeo"

Afeno amin'ny teti-dratsy ... amin'ny tabataban'ireo mpanao heloka

Mitovy ny hevitr'ireo andian-teny roa ireo. Ilay andian-teny faharoa dia manome fanazavana misimisy kokoa ny atao hoe "teti-dratsy miafina"

amin'ny tabataba-

Eto ny teny hoe "afeno ... aho" dia afaka atsofoka ao amin'ny fehezanteny. DH: "afeno amin'ny tabataba- ... aho"

tabataba-

feo mifamaofao na mampientanentana