plt_tn/psa/063/007.md

408 B

amin'ny aloky ny elatrao no iravoravoako

Lazain'ny mpanoratra toy ny hoe vorona miaro ny zanany ao ambany elany Andriamanitra. DH: "Miravoravo aho satria miaro ahy Ianao"

Mifikitra Aminao aho

"Mila Anao aho" na "Miankiana Aminao aho"

manohana ahy ny tananao ankavanana

Eto dia nampisaina ho famantarana ny hery sy fahefana ny tanana ankavanana. DH: "manohana ahy Ianao" na "manandratra ahy Ianao"