plt_tn/psa/063/007.md

12 lines
408 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# amin'ny aloky ny elatrao no iravoravoako
Lazain'ny mpanoratra toy ny hoe vorona miaro ny zanany ao ambany elany Andriamanitra. DH: "Miravoravo aho satria miaro ahy Ianao"
# Mifikitra Aminao aho
"Mila Anao aho" na "Miankiana Aminao aho"
# manohana ahy ny tananao ankavanana
Eto dia nampisaina ho famantarana ny hery sy fahefana ny tanana ankavanana. DH: "manohana ahy Ianao" na "manandratra ahy Ianao"