# amin'ny aloky ny elatrao no iravoravoako Lazain'ny mpanoratra toy ny hoe vorona miaro ny zanany ao ambany elany Andriamanitra. DH: "Miravoravo aho satria miaro ahy Ianao" # Mifikitra Aminao aho "Mila Anao aho" na "Miankiana Aminao aho" # manohana ahy ny tananao ankavanana Eto dia nampisaina ho famantarana ny hery sy fahefana ny tanana ankavanana. DH: "manohana ahy Ianao" na "manandratra ahy Ianao"