plt_tn/psa/062/011.md

522 B

Efa niteny indray mandeha Andriamanitra, eny indroa no nandrenesako izao hoe

Izany dia midika fa niteny izany mihoatra ny indray mandeha Andriamanitra.

an'Andriamanitra ny fahefana

"Andriamanitra ihany ilay tokana tena manana ny fahefana"

Anao ihany koa, ry Tompo, no famindrampo

"Izy ilay hany tokana tia antsika tsy mivadika, araka ny efa nampanantenainy" (UDB)

satria mamaly ny olona tsirairay amin'izay nataony Ianao

Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mandoa karama amin'ny asa ny famalian'Andriamanitra.