plt_tn/psa/062/011.md

16 lines
522 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Efa niteny indray mandeha Andriamanitra, eny indroa no nandrenesako izao hoe
Izany dia midika fa niteny izany mihoatra ny indray mandeha Andriamanitra.
# an'Andriamanitra ny fahefana
"Andriamanitra ihany ilay tokana tena manana ny fahefana"
# Anao ihany koa, ry Tompo, no famindrampo
"Izy ilay hany tokana tia antsika tsy mivadika, araka ny efa nampanantenainy" (UDB)
# satria mamaly ny olona tsirairay amin'izay nataony Ianao
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mandoa karama amin'ny asa ny famalian'Andriamanitra.