# Efa niteny indray mandeha Andriamanitra, eny indroa no nandrenesako izao hoe Izany dia midika fa niteny izany mihoatra ny indray mandeha Andriamanitra. # an'Andriamanitra ny fahefana "Andriamanitra ihany ilay tokana tena manana ny fahefana" # Anao ihany koa, ry Tompo, no famindrampo "Izy ilay hany tokana tia antsika tsy mivadika, araka ny efa nampanantenainy" (UDB) # satria mamaly ny olona tsirairay amin'izay nataony Ianao Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mandoa karama amin'ny asa ny famalian'Andriamanitra.