plt_tn/psa/062/007.md

605 B

ny vatolampin'ny heriko sy fialofako dia ao amin'Andriamanitra

Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe vatolampy miaro amin'ireo fahavalo Andriamanitra. Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe fialofana miantoka fiarovana ihany koa Andriamanitra. DH: "Manome hery sy fiarovana ahy mandrakariva Andriamanitra"

haidino eo anoloany ny fonareo

Izany dia ilana ny filazan'Andriamanitra fahatsapana ao anatinao toy ny hoe mandraraka ranon-javatra ianao. DH: "atolory an'Andriamanitra ny ahiahinareo mafy indrindra"

fialofana ho antsika

Ny teny hoe "antsika" dia manondro an'i Davida sy ireo vahoaka izay resahiny.