# ny vatolampin'ny heriko sy fialofako dia ao amin'Andriamanitra Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe vatolampy miaro amin'ireo fahavalo Andriamanitra. Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe fialofana miantoka fiarovana ihany koa Andriamanitra. DH: "Manome hery sy fiarovana ahy mandrakariva Andriamanitra" # haidino eo anoloany ny fonareo Izany dia ilana ny filazan'Andriamanitra fahatsapana ao anatinao toy ny hoe mandraraka ranon-javatra ianao. DH: "atolory an'Andriamanitra ny ahiahinareo mafy indrindra" # fialofana ho antsika Ny teny hoe "antsika" dia manondro an'i Davida sy ireo vahoaka izay resahiny.