plt_tn/psa/062/007.md

12 lines
605 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny vatolampin'ny heriko sy fialofako dia ao amin'Andriamanitra
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe vatolampy miaro amin'ireo fahavalo Andriamanitra. Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe fialofana miantoka fiarovana ihany koa Andriamanitra. DH: "Manome hery sy fiarovana ahy mandrakariva Andriamanitra"
# haidino eo anoloany ny fonareo
Izany dia ilana ny filazan'Andriamanitra fahatsapana ao anatinao toy ny hoe mandraraka ranon-javatra ianao. DH: "atolory an'Andriamanitra ny ahiahinareo mafy indrindra"
# fialofana ho antsika
Ny teny hoe "antsika" dia manondro an'i Davida sy ireo vahoaka izay resahiny.