plt_tn/psa/062/003.md

802 B

-nareo rehetra

"-ireo fahavaloko" na "-ireo fahavaloko rehetra"

Mandra-pahoviana, no hanafihanareo rehetra ny olona ... na fefy mihozongozona?

Nampiasa fanontaniana fampisainana Davida mba hanehoany ny hakiviany. Fanontaniana tsy mila valiny izany.DH: "Toa tsy hitsahatra ny anafika ahy mihitsy ireo fahavaloko. Tsapako fa marefo tahaka ny rindrina na fefy mitriatra aho eo anatrehanao."

hanafi(ka) ny olona

"hanafi(ka) ahy"

Niresaka taminy izy ireo mba

"nikasa mba" na "nihevitra ny mba"

Niresaka taminy ... hampietry azy ... mitso-drano ... manozona azy ao am-pony.

Eto amin'ireto andininy ireto, dia izy tenany ihany no lazain'i Davida amin'ny hoe "azy"

amin'ny vavany

Izany dia ilazana ny lahateny na ny resak'izy ireo.

ao am-pony

Ilazana ny heritreritr'izy ireo izany.