plt_tn/psa/062/003.md

28 lines
802 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# -nareo rehetra
"-ireo fahavaloko" na "-ireo fahavaloko rehetra"
# Mandra-pahoviana, no hanafihanareo rehetra ny olona ... na fefy mihozongozona?
Nampiasa fanontaniana fampisainana Davida mba hanehoany ny hakiviany. Fanontaniana tsy mila valiny izany.DH: "Toa tsy hitsahatra ny anafika ahy mihitsy ireo fahavaloko. Tsapako fa marefo tahaka ny rindrina na fefy mitriatra aho eo anatrehanao."
# hanafi(ka) ny olona
"hanafi(ka) ahy"
# Niresaka taminy izy ireo mba
"nikasa mba" na "nihevitra ny mba"
# Niresaka taminy ... hampietry azy ... mitso-drano ... manozona azy ao am-pony.
Eto amin'ireto andininy ireto, dia izy tenany ihany no lazain'i Davida amin'ny hoe "azy"
# amin'ny vavany
Izany dia ilazana ny lahateny na ny resak'izy ireo.
# ao am-pony
Ilazana ny heritreritr'izy ireo izany.